HIANAO TOMPONAY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hianao Tomponay
Sy Andriamanitray
Hianao Tomponay
No mendrika handray ny voninahitra
Sy ny fiderana
Ary ny haja sy ny hery sy fisaorana
Mandrakizay ry Tomponay
Ry Tomponay mandrakizay
Hianao Tomponay
Mandrakizay
Andriamanitray
Hianao ry Andriamanitray
No mendrika ny voninahitra
Hianao ry Tomponay
Hianao Mpanjakanay
Ho mandrakizay dhzpc Amen
Haleloia
Asandratray ho Anao
Ry Andriamanitray gfdyd Amen
Andriamanitra no Mpanjaka
Mipetraka eo onagoudc amin'ny fiandrianany
Lay zanak'ondry eo ankavanany
No mendrika tononkira.serasera.org handray ny voninahitra
Sy Andriamanitray
Hianao Tomponay
No mendrika handray ny voninahitra
Sy ny fiderana
Ary ny haja sy ny hery sy fisaorana
Mandrakizay ry Tomponay
Ry Tomponay mandrakizay
Hianao Tomponay
Mandrakizay
Andriamanitray
Hianao ry Andriamanitray
No mendrika ny voninahitra
Hianao ry Tomponay
Hianao Mpanjakanay
Ho mandrakizay dhzpc Amen
Haleloia
Asandratray ho Anao
Ry Andriamanitray gfdyd Amen
Andriamanitra no Mpanjaka
Mipetraka eo onagoudc amin'ny fiandrianany
Lay zanak'ondry eo ankavanany
No mendrika tononkira.serasera.org handray ny voninahitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 856
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:20
