HIANAO TOMPONAY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hianao Tomponay
Sy Andriamanitray
Hianao wxfd Tomponay
No mendrika handray ny voninahitra
Sy ny fiderana
Ary ny haja mefag sy ny hery sy fisaorana
Mandrakizay ry Tomponay
Ry Tomponay mandrakizay
Hianao Tomponay
Mandrakizay
Andriamanitray
Hianao ry Andriamanitray
No tononkira.serasera.org mendrika ny voninahitra
Hianao ry Tomponay
Hianao Mpanjakanay
Ho mandrakizay Amen
Haleloia
Asandratray ho aabc Anao
Ry Andriamanitray Amen
Andriamanitra no Mpanjaka
Mipetraka eo amin'ny fiandrianany
Lay zanak'ondry eo ankavanany
No mendrika handray ny voninahitra
Sy Andriamanitray
Hianao wxfd Tomponay
No mendrika handray ny voninahitra
Sy ny fiderana
Ary ny haja mefag sy ny hery sy fisaorana
Mandrakizay ry Tomponay
Ry Tomponay mandrakizay
Hianao Tomponay
Mandrakizay
Andriamanitray
Hianao ry Andriamanitray
No tononkira.serasera.org mendrika ny voninahitra
Hianao ry Tomponay
Hianao Mpanjakanay
Ho mandrakizay Amen
Haleloia
Asandratray ho aabc Anao
Ry Andriamanitray Amen
Andriamanitra no Mpanjaka
Mipetraka eo amin'ny fiandrianany
Lay zanak'ondry eo ankavanany
No mendrika handray ny voninahitra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 855
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 28/01/2020 19:20
