HIANAO TOMPONAY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hianao Tomponay
Sy Andriamanitray
Hianao Tomponay
No tononkira.serasera.org mendrika handray ny voninahitra
Sy ny fiderana
Ary ny haja sy ny hery sy fisaorana
Mandrakizay ry Tomponay
Ry Tomponay mandrakizay
Hianao Tomponay
Mandrakizay
Andriamanitray
Hianao ry Andriamanitray
No mendrika ny voninahitra
Hianao ry Tomponay
Hianao Mpanjakanay
Ho gxmmit mandrakizay Amen
Haleloia
Asandratray ho Anao
Ry Andriamanitray jrgm Amen
Andriamanitra hujgz no Mpanjaka
Mipetraka eo amin'ny fiandrianany
Lay zanak'ondry eo ankavanany
No mendrika handray ny voninahitra
Sy Andriamanitray
Hianao Tomponay
No tononkira.serasera.org mendrika handray ny voninahitra
Sy ny fiderana
Ary ny haja sy ny hery sy fisaorana
Mandrakizay ry Tomponay
Ry Tomponay mandrakizay
Hianao Tomponay
Mandrakizay
Andriamanitray
Hianao ry Andriamanitray
No mendrika ny voninahitra
Hianao ry Tomponay
Hianao Mpanjakanay
Ho gxmmit mandrakizay Amen
Haleloia
Asandratray ho Anao
Ry Andriamanitray jrgm Amen
Andriamanitra hujgz no Mpanjaka
Mipetraka eo amin'ny fiandrianany
Lay zanak'ondry eo ankavanany
No mendrika handray ny voninahitra
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVisites : 854
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 28/01/2020 19:20
