FIANARANA HO AN’NY MINO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsangana amin’izao herinao izao
Tontosao ireo adidy miandry anao
Ry tanora masoivohon’I Kristy
Ny Finoana no itafiana ka sahia
Ref. :
Ka n’aiza aleha na koa inona atao
Fianarana ho an’ny mino ianao
Dia ho tanora filamatra
Sy ho reharehan’ilay Kristy
Tefeo tsara ny fo saina amam-panahy
Miezaha mba ho olo-mendrika
Asehoy ilay toetra mihavao
Ho tahafin’ny manodidina anao
Omeo tsiro avy Aminao izahay bklf vamkm Tsitoha
Mba chkg ho Sampana Tanora hamoka-tsoa
Ilay fototra izay mitondra anay
Tafio hery ho mafy orina ry Ray tononkira.serasera.org
Tontosao ireo adidy miandry anao
Ry tanora masoivohon’I Kristy
Ny Finoana no itafiana ka sahia
Ref. :
Ka n’aiza aleha na koa inona atao
Fianarana ho an’ny mino ianao
Dia ho tanora filamatra
Sy ho reharehan’ilay Kristy
Tefeo tsara ny fo saina amam-panahy
Miezaha mba ho olo-mendrika
Asehoy ilay toetra mihavao
Ho tahafin’ny manodidina anao
Omeo tsiro avy Aminao izahay bklf vamkm Tsitoha
Mba chkg ho Sampana Tanora hamoka-tsoa
Ilay fototra izay mitondra anay
Tafio hery ho mafy orina ry Ray tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1857
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:20
