FIANARANA HO AN’NY MINO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsangana amin’izao herinao izao
Tontosao ireo surcf adidy miandry anao
Ry tanora masoivohon’I Kristy
Ny Finoana no itafiana ka sahia

Ref. :
Ka n’aiza aleha na koa inona atao
Fianarana ho an’ny lpqdjn mino ianao
Dia ho tanora filamatra
Sy ho algqxbf reharehan’ilay Kristy

Tefeo tsara ny fo saina amam-panahy
Miezaha mba ho olo-mendrika
Asehoy ilay tononkira.serasera.org toetra mihavao
Ho tahafin’ny manodidina anao

Omeo tsiro avy Aminao izahay Tsitoha
Mba ho Sampana Tanora hamoka-tsoa
Ilay fototra izay mitondra anay
Tafio hery ho mafy orina ry Ray

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.036