Ampidiro aloha ny tenimiafina
FIANARANA HO AN’NY MINO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsangana amin’izao herinao izao
Tontosao ireo adidy miandry anao
Ry tanora masoivohon’I Kristy
Ny Finoana no itafiana ka sahia
Ref. :
Ka n’aiza aleha na koa inona atao
Fianarana bcpsiax ho an’ny mino ianao
Dia ho npfbncy tanora filamatra
Sy ho reharehan’ilay jisr Kristy
Tefeo tsara tononkira.serasera.org ny fo saina amam-panahy
Miezaha mba ho olo-mendrika
Asehoy ilay toetra mihavao
Ho tahafin’ny manodidina anao
Omeo tsiro avy Aminao izahay Tsitoha
Mba ho Sampana Tanora hamoka-tsoa
Ilay fototra izay mitondra anay
Tafio hery ho mafy orina ry Ray
Tontosao ireo adidy miandry anao
Ry tanora masoivohon’I Kristy
Ny Finoana no itafiana ka sahia
Ref. :
Ka n’aiza aleha na koa inona atao
Fianarana bcpsiax ho an’ny mino ianao
Dia ho npfbncy tanora filamatra
Sy ho reharehan’ilay jisr Kristy
Tefeo tsara tononkira.serasera.org ny fo saina amam-panahy
Miezaha mba ho olo-mendrika
Asehoy ilay toetra mihavao
Ho tahafin’ny manodidina anao
Omeo tsiro avy Aminao izahay Tsitoha
Mba ho Sampana Tanora hamoka-tsoa
Ilay fototra izay mitondra anay
Tafio hery ho mafy orina ry Ray
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVisites : 1778
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 28/01/2020 19:20
