FA TOY IZAO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa toy izao no cspovj nitiavany (Andriamanitra)
Antsika tena zanany (nomeny Jesosy)
Nomeny ny Zanany tokana (mba tsy ho very [2e-3e])
Izay rehetra mino ny anarany

Jesosy Tompo no Anarany (Fa Izy)
Izy no hamonjy ny ainao (amin’ny cuuurd ota)
Ota izay mampisaraka (amin’ny Ray [2e-3e])
Ray efa tia ilay Zanaka

Ref :
Ho deraina tokoa anie, noho ny avo-dehibe
Dera laza re ho anao (ry  Ray o!)
Soa tsy manampaharoa, tsy azo novidiana koa
No nomenao anay zanakao

Ray o! raiso ny fonay ho Anao (fa atolotray)
Manontolo tononkira.serasera.org hatramin’izao (ho mandrakizay ka)
Rehefa tonga any Aminao (ho sambatra loatra [2e-3e])
Tretrika fa eo anilanao

Ref :
Ho deraina tokoa anie, noho ny avo-dehibe
Dera laza re ho anao (ry  Ray o!)
Soa tsy manampaharoa, mesuz tsy azo novidiana koa
No nomenao anay zanakao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Vangy : 1193
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0712