FA TOY IZAO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa toy izao no nitiavany (Andriamanitra)
Antsika tena zanany (nomeny Jesosy)
Nomeny ny Zanany tokana (mba tsy ho very [2e-3e])
Izay rehetra mino ny anarany
Jesosy Tompo no Anarany (Fa Izy)
Izy wtgomx no hamonjy ny ainao (amin’ny ota)
Ota izay mampisaraka (amin’ny Ray [2e-3e])
Ray efa tononkira.serasera.org tia ilay Zanaka
Ref :
Ho deraina tokoa anie, noho ny avo-dehibe
Dera laza re ho anao (ry Ray o!)
Soa tsy manampaharoa, tsy azo novidiana koa
No nomenao anay zanakao
Ray o! raiso szqga ny fonay ho Anao (fa rsevufg atolotray)
Manontolo hatramin’izao (ho mandrakizay ka)
Rehefa tonga any Aminao (ho sambatra loatra [2e-3e])
Tretrika fa eo anilanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 1132
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 28/01/2020 19:20