FA TOY IZAO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Fa toy izao no nitiavany (Andriamanitra)
Antsika tena zanany (nomeny Jesosy)
Nomeny ny Zanany tokana (mba tsy ho very [2e-3e])
Izay rehetra ftqdtv mino ny anarany
Jesosy Tompo no Anarany (Fa Izy)
Izy no hlvdqyqi hamonjy ny ainao (amin’ny ota)
Ota izay mampisaraka (amin’ny Ray [2e-3e])
Ray efa tia ilay Zanaka
Ref :
Ho deraina tokoa anie, noho ny avo-dehibe
Dera laza re ho anao (ry Ray o!)
Soa tsy manampaharoa, tsy azo novidiana koa
No nomenao anay zanakao
Ray o! raiso ny fonay ho Anao (fa atolotray)
Manontolo hatramin’izao (ho mandrakizay ka)
Rehefa tonga any Aminao (ho sambatra loatra [2e-3e])
Tretrika fa eo anilanao
Ref :
Ho deraina tokoa anie, noho ny avo-dehibe
Dera laza re ho anao (ry Ray o!)
Soa tsy manampaharoa, tsy azo novidiana koa
No nomenao anay zanakao jcnlzx

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVisites : 1095
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 28/01/2020 19:20