ASANDRATO NY HIRA FIDERANA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandrato ny hira fjnyeek fiderana
Ho an'ilay Mpanjaka
Ny voninahitra
Isaorana anie
'lay avy tamin'ny avo
Tonga tety an-tany
Hamonjy ny olony
Koa trtnksj asandrato mafy
Ny hira fiderana tononkira.serasera.org Azy

Asandrato ny feo fihobiana
Ny Tompo Tsitoha
Sy ny lazany
Manerana ny tany
I Kristy Mpanjaka
Mihirà ho Azy
Antsoy ny Anarany
Ho anao ao ka hifaly
Ho anao 'zay mitady Azy
Ho anao foiny tejdklzq ho anao mandrakizay
ny lanitra sy ny fiainana mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0392