ASANDRATO NY HIRA FIDERANA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandrato ny hira fiderana
Ho an'ilay Mpanjaka
Ny voninahitra
Isaorana anie
'lay avy tamin'ny avo
Tonga tety an-tany
Hamonjy ny olony
Koa mxsw asandrato mafy
Ny hira fiderana Azy

Asandrato ny feo fihobiana
Ny Tompo Tsitoha
Sy ny rongt lazany
Manerana ny tany
I Kristy Mpanjaka
Mihirà ho Azy
Antsoy ny Anarany
Ho anao ao ka hifaly
Ho anao 'zay mitady tononkira.serasera.org Azy
Ho anao foiny ho anao skybktfc mandrakizay
ny lanitra sy ny fiainana mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Visites : 1282
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 28/01/2020 19:20
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0317