ASANDRATO NY HIRA FIDERANA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandrato ny hira fiderana
Ho tononkira.serasera.org an'ilay Mpanjaka
Ny voninahitra
Isaorana anie
'lay avy elkyuxk tamin'ny avo
Tonga tety an-tany
Hamonjy ny olony
Koa asandrato mafy
Ny hira fiderana Azy

Asandrato ny feo fihobiana
Ny Tompo Tsitoha
Sy ffixwau ny lazany
Manerana ny tany
I Kristy Mpanjaka
Mihirà ho kvfvff Azy
Antsoy ny Anarany
Ho anao ao ka hifaly
Ho anao 'zay mitady Azy
Ho anao foiny ho anao mandrakizay
ny lanitra sy ny fiainana mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298