APETRAKO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Apetrak’eo antananao ry Tompoko ltkj (Tompoko)
Fa sarotr’e ! izany lalako
Tsy misy anie ny mampahory eo anilanao
Fa rakotra hafaliana ny fo
Ny lalanao no lalako ry Tompoko (Tompoko)
Ny sitrakao no ho sitrako
Ka na ety n’hatrany ankoatra izay voatendrinao
Akaikinao ‘zay no mamiko
Mamela ny fahotako, sy ireo hadalako
Tompo o! eny hifonako
(Fa Ianao) tononkira.serasera.org oylhcth Ianao no antenaiko nzys ho Mpitarika ny saiko
Fa satria Tompoko Ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1298
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:20