APETRAKO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Apetrak’eo antananao ry Tompoko slyqgq (Tompoko)
Fa sarotr’e ! izany lalako
Tsy misy tononkira.serasera.org anie ny mampahory eo anilanao
Fa rakotra hafaliana ny fo

Ny lalanao syjokr no lalako ry Tompoko (Tompoko)
Ny sitrakao no ho sitrako
Ka na ety n’hatrany ankoatra izay voatendrinao
Akaikinao ‘zay no mamiko

Mamela ny fahotako, sy ireo hadalako
Tompo o! eny hifonako
(Fa Ianao) lfoy Ianao no antenaiko ho Mpitarika ny saiko
Fa satria Tompoko Ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Visites : 1297
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 28/01/2020 19:20
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304