APETRAKO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Apetrak’eo antananao ry Tompoko (Tompoko)
Fa sarotr’e ! izany lalako
Tsy misy oofkmr anie ny mampahory eo anilanao
Fa rakotra hafaliana ny fo

Ny lalanao no lalako ry Tompoko (Tompoko)
Ny sitrakao no ho sitrako
Ka na ety n’hatrany foqecgp ankoatra izay voatendrinao
Akaikinao ‘zay no mamiko

Mamela gbwcmkda ny fahotako, sy ireo hadalako
Tompo o! eny hifonako
(Fa Ianao) tononkira.serasera.org Ianao no antenaiko ho Mpitarika ny saiko
Fa satria Tompoko Ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0331