Halan'ôlo fa tian-Janahary (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HALAN’OLO FA TIAN-JANAHARY
Mafy ‘rô mahazo zaho ô!
Fa manan’olagna amin’olo
Esoeso fosafosa foagna
Tsy laitsa ehho saignina
Ref: tsy kivy anefa aho
Fa aho matoky be
Raha halan’olo qrpyg maro
Fa tian-Janahary
Satria re zaho rahamivôlagna aminy
Ny tena filazantsara
Dia lazainy fa hoe marary
Hitahana fa hoe mavandy
Zaho xlem izao tsy hitsahatra
Hanambara an’Andriamanitra
Na iza ho faly na iza ho tezitra
Aoka nbzcbazs izy hieritreritra eh
Sao misy arô dio tononkira.serasera.org hevitra e!
Mafy ‘rô mahazo zaho ô!
Fa manan’olagna amin’olo
Esoeso fosafosa foagna
Tsy laitsa ehho saignina
Ref: tsy kivy anefa aho
Fa aho matoky be
Raha halan’olo qrpyg maro
Fa tian-Janahary
Satria re zaho rahamivôlagna aminy
Ny tena filazantsara
Dia lazainy fa hoe marary
Hitahana fa hoe mavandy
Zaho xlem izao tsy hitsahatra
Hanambara an’Andriamanitra
Na iza ho faly na iza ho tezitra
Aoka nbzcbazs izy hieritreritra eh
Sao misy arô dio tononkira.serasera.org hevitra e!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK 'lay Mpiantsa SoaVangy : 1559
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 06/09/2022 09:28
