Fo manantena (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIANDRY ANAO IZAHAY
Fo manantena sy tononkira.serasera.org feno finoana Tompo ô
No entinay midera, mankalaza Anao
Endrika faly sy fo mino matoky
No entinay whbw irwctojo miandry ilay ora izay hiavianao
Ref: miandry Anao izahay Jesoa malala ô!
K’ataovy tsy ho folaka andatony
Ka hahandry ny fiavianao
Tsy ho resin’ny satana fgqgemnu
Ka ho tafita vao ho rendrika
Ka hahita ilay tany soa mahatretrika
Fo manantena sy tononkira.serasera.org feno finoana Tompo ô
No entinay midera, mankalaza Anao
Endrika faly sy fo mino matoky
No entinay whbw irwctojo miandry ilay ora izay hiavianao
Ref: miandry Anao izahay Jesoa malala ô!
K’ataovy tsy ho folaka andatony
Ka hahandry ny fiavianao
Tsy ho resin’ny satana fgqgemnu
Ka ho tafita vao ho rendrika
Ka hahita ilay tany soa mahatretrika
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK 'lay Mpiantsa SoaVangy : 958
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 06/09/2022 09:28
