Vavaka (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VAVAKA
Andriamanitra ô! Andriamanitray(2), mba vonjeo izahay e!
Itondray fifankatiavanany olona hitambatra, xgkhwlwn dia ho sambatra
Raha izao tontolo izao no mifankatia sy miara-dia
Dia arim-paradia hatrany hatrany , ny eto an-tany
Tsy izany anefa Tompo ô! Ny zava-misy, ny zava-misy, kanefa indrisy
Fa fifandrotehana,korontana sy ratra no mihatra
Ny fijalian’ny noana jhohaem sy ny mahantra tsy omby fatra
Nefa ao ny voky tsy mitsemboka sy tsy miasasatra
Ry rain’ny fahasoavana ty voafetra, ty voafetra, avia hitoetra
Ato an-dasinay hampianatra ny finiavana, cwvtplx fifankatiavana
Ka izao tontolo tononkira.serasera.org izao no indray mijery, tsy hisy hiery
Fa hitovy tantana avokoa ry Ray Tsitoha

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK 'lay Mpiantsa SoaHits : 859
Likes : 0 Like
Created by : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 18:09