Fiainana mandalo (SLK 'lay Mpiantsa Soa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIAINANA MANDALO
Eto amin’ity fiainana mandala isika eh!
Ao lahy diso tafahoatra eh! Eh!
Eto amin’ity fiainana mandala isika eh!
Ao lahy hanenenana eh!

Ny nenina tsy ao aloha fa ao aoriana
Ka raiso ary Jeosy Tompo fa aza varianaah!
Raha te hahazo ilay fiainana any am-para
Manaova ny marina hatrany fa sao dia tara

Eto amin’ity fiainana mandala isika eh!
Ao lahy diso tafahoatra eh! Eh!
Eto amin’ity fiainana mandala isika eh!
Ao lahy hanenenana eh!

Izao ary dia mba hovay ny famindranao
Mba tsy ho variana amin’ny fiainan’izao tontolo izao
Tokana ihany ny làlana mankany amin’ny Ray
Fa io no ahazoana ilay fiainana mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SLK 'lay Mpiantsa Soa
Vangy : 344
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 06/09/2022 18:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0736