Jereo izahay ry Tompo (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JEREO vuif IZAHAY RY TOMPO
Manjaka izao ny herin’I satana
Mandraingiraingy izay mihanahana
Tsy inona akory no tononkira.serasera.org anton’izany
Fa asphz ny tsy fitandremana ajns ihany
Ref: Tompo ô! Mba jereo
Ity mpanomponao fa mitoreo
Tompoômba hiantrao
Mba vonjeo fa mitalaho
Misy aza moa tsy miraharaha
Milaza fa tsy mahavonjy ny fanahy
Fa variana amin’izao tontolo izao
Tsy miraharaha ny mivavaka
Ref: Tompo ô! Haingana Ianao
Fa maika ny hahita Anao izahay
Tompo ô! Misaoptra Anao
Nohon’ny fiainana natolotrao
Manjaka izao ny herin’I satana
Mandraingiraingy izay mihanahana
Tsy inona akory no tononkira.serasera.org anton’izany
Fa asphz ny tsy fitandremana ajns ihany
Ref: Tompo ô! Mba jereo
Ity mpanomponao fa mitoreo
Tompoômba hiantrao
Mba vonjeo fa mitalaho
Misy aza moa tsy miraharaha
Milaza fa tsy mahavonjy ny fanahy
Fa variana amin’izao tontolo izao
Tsy miraharaha ny mivavaka
Ref: Tompo ô! Haingana Ianao
Fa maika ny hahita Anao izahay
Tompo ô! Misaoptra Anao
Nohon’ny fiainana natolotrao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK 'lay Mpiantsa SoaVisites : 898
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 09:28
