Azonao an-tsaina ve (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MBA AZONAO
Azona an-tsaina ve?
Fa ny hkflo Tompo ihany nomiahy anao e!
Azonao tononkira.serasera.org hambara ve?
Fa Izy ihany no miahy anao e!
Azonaolazaina ve?
Fa Kristy maty ho anao e! jsvyibck oh! Oh! Oh!
Mbola maro ny olona no mbola tsy tonga saina
Variana manompo zavatra hafa dia very maina
Na vola io na harena dia tsotra ihany
Io no lohalaharana hatrany hatrany
Tsarovy anefa fa diso hevitra raha izany
Raha mbola izany no hiainanao eto an-tany
Fa tsy misy ny olona fanahy hamonjy anao
Afa tsy any ambony ooahsjab mahita anao eh
Izao ary dia ovay ny famindranao
Mba tsy ho variana amin’ny fiainan’izao tontolo izao
Na sikidy ion a sampy ario ho very
Fa Kristy Tompo ihany no mahery

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK 'lay Mpiantsa SoaVangy : 930
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 06/09/2022 18:09