Miorena tsara (SLK 'lay Mpiantsa Soa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIORENA TSARA
Tsy vitam-bava na ny fonao mafana
Ny fanompoana ry yvfz hava-malala
Fa dia mitaky ezaka sy finoana
Raha te hiorina tsy ho faty vonoina

Miomana, mitandrema
Mihazona mafy mba tsy hivena
Fa etiety ny lalam-pamonjena
Mihazoana mafy mba tsy hivena

Aza mihebo misehoseho ho favy
Miantso devoly hoe tononkira.serasera.org avia raha hiady
Amin’izato finoana pjdrzy tsisy faka
Fa voadona yxpr dia indro fa rava

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0348