Halan'ôlo fa tian-Janahary (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HALAN’OLO FA TIAN-JANAHARY
Mafy ‘rô mahazo zaho ô!
Fa manan’olagna amin’olo
Esoeso fosafosa foagna
Tsy laitsa ehho saignina
Ref: tsy kivy anefa aho
Fa aho matoky be
Raha jwrbp halan’olo maro
Fa tian-Janahary
Satria re zaho rahamivôlagna aminy
Ny tena filazantsara
Dia lazainy tononkira.serasera.org fa hoe marary
Hitahana fa hoe mavandy
Zaho izao tsy hitsahatra
Hanambara an’Andriamanitra
Na iza ho faly na iza ho tezitra
Aoka izy mwuzifd hieritreritra eh
Sao misy arô xkwut dio hevitra e!
Mafy ‘rô mahazo zaho ô!
Fa manan’olagna amin’olo
Esoeso fosafosa foagna
Tsy laitsa ehho saignina
Ref: tsy kivy anefa aho
Fa aho matoky be
Raha jwrbp halan’olo maro
Fa tian-Janahary
Satria re zaho rahamivôlagna aminy
Ny tena filazantsara
Dia lazainy tononkira.serasera.org fa hoe marary
Hitahana fa hoe mavandy
Zaho izao tsy hitsahatra
Hanambara an’Andriamanitra
Na iza ho faly na iza ho tezitra
Aoka izy mwuzifd hieritreritra eh
Sao misy arô xkwut dio hevitra e!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK 'lay Mpiantsa SoaVisites : 1558
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 09:28
