Jehovah no Mpiandry ahy (SLK 'lay Mpiantsa Soa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JEHOVAH olvjq NO MPIANDRY AHY
Raha misy tononkira.serasera.org loza ady manjo eh
Jehovah no Mpiandry ahy
Raha misy gafy olana koa eh
Jehovah no Mpiandry ahy
Tsy hamono ahy ny zava-mahafaty
Raha Jehovah no mpiandry ahy
Ny fiainako ho falifaly
Raha Jehovah no mpiandry ahy

Eny na wlkcynol dia mamaky, Ny lohasaha
Aloky ny fahafatesana aza aho
Dia tsy hatahotra ny loza aho
Dia tsy hatahotra ny mafy aho eh
Dia tsy hatahotra apbjsjzq ny ady aho eh
Jehovah no Mpiandry ahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0354