Halan'ôlo fa tian-Janahary (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HALAN’OLO FA TIAN-JANAHARYMafy ‘rô mahazo zaho ô!
Fa manan’olagna amin’olo
Esoeso fosafosa foagna
Tsy laitsa ehho saignina
Ref: tsy kivy anefa aho
Fa aho matoky be
Raha halan’olo maro
Fa tian-Janahary
Satria re zaho rahamivôlagna aminy
Ny tena filazantsara
Dia lazainy fa hoe marary
Hitahana fa hoe mavandy
Zaho izao tsy hitsahatra
Hanambara an’Andriamanitra
Na iza ho faly na iza ho tezitra
Aoka izy hieritreritra eh
Sao misy arô dio hevitra e!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK 'lay Mpiantsa SoaHits : 944
Likes : 1 Like
Created by : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 09:28