Asandratro (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ASANDRATRO
Asandratro ny dera, Asandratro ny swaplwl laza
Ho Anao Ilay nanao izao tontolo izao
Asandratro ny kalo, asandratro ny hira
Hilazako famahery Ianao
Tsy misy zavatra na olona
Azo oharina amin’ny fahlehibiazanao
Fa mahery nohon’ny mahery indrindra Ianao Ray ô!
Tsy misy ny ijfh ufzi tahaka Anao ô! ô!
Fa lehibe tokoa tononkira.serasera.org ny herinao
Tsy misy ny tahaka Anao ô! Ô!
Fa Ray manan-daza Ianao
Asandratro ny dera, Asandratro ny swaplwl laza
Ho Anao Ilay nanao izao tontolo izao
Asandratro ny kalo, asandratro ny hira
Hilazako famahery Ianao
Tsy misy zavatra na olona
Azo oharina amin’ny fahlehibiazanao
Fa mahery nohon’ny mahery indrindra Ianao Ray ô!
Tsy misy ny ijfh ufzi tahaka Anao ô! ô!
Fa lehibe tokoa tononkira.serasera.org ny herinao
Tsy misy ny tahaka Anao ô! Ô!
Fa Ray manan-daza Ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK 'lay Mpiantsa SoaVisites : 862
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 09:06
