Jesoa tsy anao irery (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JESOA TSY ANAO IRERY
Raha misy olona mahantra skbeh hamonjy fiangonana
Dia avy ianao tsy tratra manakatom-bravarana
Raha ohatra tafiditra ao,dia hanao-tondromolotra
Dia lazainahoe adala,asaizy rovi-damba
Ref: tononkira.serasera.org Ny teny fohy lazaiko kely, Jesoa tsy anao irery
Fa an’ny mahantra koa, lzenc izay mino sy manoa
Ka ny toetranao hovay(o)fifankatiavana atao
Tsy hanavaka sarangi fa hanolotra mazava
Angaha tsy afaka mitory rahakamboty yebju sady ory
Angaha ny fiderana voasakam-pahotana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK 'lay Mpiantsa SoaHits : 995
Likes : 1 Like
Created by : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 09:06