Fitarainana (SLK 'lay Mpiantsa Soa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FITARAINANA
Jehovah ô! Mitaraina aho
Fa rdtw reraka ny fanahiko
Fa Ianao no Andriamanitro
Ka henoy ny fitarainako

Feoko tononkira.serasera.org no hitarainako
Feoko no hifonako
Ny hirako nohanehoako o o hoe
Fa Ianao no Mpamonjiko

Marina Ianao Jehovah ô!
Sy mahitsy mtst ny fitsipikao
Didinao no hotandremako
Teninao xqjzif no fifaliako

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SLK 'lay Mpiantsa Soa
Visites : 1071
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramaharosoa
Date : 08/09/2022 20:24
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6373