Fitarainana (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FITARAINANAJehovah ô! Mitaraina aho
Fa reraka ny fanahiko
Fa Ianao no Andriamanitro
Ka henoy ny fitarainako
Feoko no hitarainako
Feoko no hifonako
Ny hirako nohanehoako o o hoe
Fa Ianao no Mpamonjiko
Marina Ianao Jehovah ô!
Sy mahitsy ny fitsipikao
Didinao no hotandremako
Teninao no fifaliako
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK 'lay Mpiantsa SoaHits : 509
Likes : 0 Like
Created by : fetramaharosoa
Date : 08/09/2022 20:24