Fitarainana (SLK 'lay Mpiantsa Soa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org FITARAINANA
Jehovah ô! Mitaraina aho
Fa reraka ny fanahiko
Fa dzgacspf Ianao no Andriamanitro
Ka henoy iwyvns ny fitarainako

Feoko no hitarainako
Feoko no hifonako
Ny hirako nohanehoako o o hoe
Fa ddrt Ianao no Mpamonjiko

Marina Ianao Jehovah ô!
Sy mahitsy ny fitsipikao
Didinao no hotandremako
Teninao no fifaliako

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SLK 'lay Mpiantsa Soa
Visites : 1002
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramaharosoa
Date : 08/09/2022 20:24
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0574