Ravoravo (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)-Ravoravo tompo ô! Izahay panomponao
Fa naposakao indray ny masoandronay
Fahotado sy adalako e assyodns no diovinaoda ka dia
fanindram-po lehibe tokoa no atolotrao anay 2)-Tsy nolavinao izahay tononkira.serasera.org na dia nania tokoa
Haizim-be nozgkgy mikotroka no niainanay
Ditra sy havonavona tsy fahononam-po da nefa
Nefa dia mbola teo jesoa hampody anay indray
3)-Koa ankehitriny izao qyhdbau midera anao ry Ray
Hafalina tsy omby tratra feno ny fonay
Dera laza ho anao izay no vavakay misaotra
Hosanna anie ho anao anio ary ho mandrakizay
FIV:
Ravo aho tompo ô!(2)
Hody any aminao, hody aminao
Ndreto izahay, ndreto izahay
Raiso fa efa anao manomboka izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 978
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 01/04/2022 20:50