Ravoravo (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)-Ravoravo tompo ô! Izahay panomponao
Fa naposakao indray ny masoandronay
Fahotado sy adalako e no diovinaoda ka dia
fanindram-po lehibe tokoa no atolotrao anay 2)-Tsy nolavinao rkyiyno izahay na dia nania tokoa
Haizim-be mikotroka no niainanay
Ditra sy havonavona tsy fahononam-po da nefa
Nefa ibtycwqz dia mbola teo jesoa hampody anay indray fzmcto
3)-Koa ankehitriny izao midera anao ry Ray
Hafalina tsy tononkira.serasera.org omby tratra feno ny fonay
Dera laza ho anao izay no vavakay misaotra
Hosanna anie ho anao anio ary ho mandrakizay
FIV:
Ravo aho tompo ô!(2)
Hody any aminao, hody aminao
Ndreto izahay, ndreto izahay
Raiso fa efa anao manomboka izao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 899
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 01/04/2022 20:50