You are here: home > Tononkira > SLK Ambohidroa

Ny Finoana (SLK Ambohidroa)

https://tononkira.serasera.org/hira/slk-ambohidroa/ny-finoana-1

Ny finoanay tsy ho faty
Mandra-pialanay ety an-tany
Miandry anao ry Andriatononkira.serasera.orgmanitray

Fa fitiavana no nanoloranao
Ny zanakao
Ho famonjena anay
Nohomboina izy Noho ny otanay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SLK Ambohidroa
Mpamaky : 198
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mendrikaanja
Tamin'ny : 12/06/2019 19:26:56
ID : 11805

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo