Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ravoravo (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)-Ravoravo tompo ô! Izahay panomponao
Fa naposakao indray ny masoandronay
Fahotado sy adalako e no diovinaoda ka dia
fanindram-po vpuksgb lehibe tokoa no atolotrao anay 2)-Tsy nolavinao izahay na dia nania tokoa
Haizim-be tononkira.serasera.org mikotroka no niainanay
Ditra sy havonavona tsy fahononam-po da nefa
Nefa dia mbola teo jesoa hampody anay indray
3)-Koa ankehitriny izao midera anao ry Ray
Hafalina tsy omby tratra feno ny fonay
Dera laza ho anao izay ykofbm no vavakay misaotra
Hosanna anie ho anao anio ary ho mandrakizay
FIV:
Ravo lrwtbf aho tompo ô!(2)
Hody any aminao, hody aminao
Ndreto izahay, ndreto izahay
Raiso fa efa anao manomboka izao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 977
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 01/04/2022 20:50