Misy feo miantso (SLK Ambohidroa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy feo miantso mora feon’I Jesoasy Tomponao
Ka miantso anao tanora mba hanatona azy izao

1) Fa ny fijaliany mafy, nitondrany ny otanao
Ry tanora aza miandry, sao manjary neninao izao

2) Ry jesosy tompo tia, sady zoky maminay
Mamela anay mpania, raiso ny fifonanay izao

3) Ao reo zavatra manimba sy manitona anao
Nefa izany dia hisinda, raha jesoa no tokinao izao

4 )Ry mpisolo voina anay ô! Saotra no atolotray
Ka ny fonay mba honeno, ary ho tena lapanao tokoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SLK Ambohidroa
Vangy : 503
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 04/04/2022 21:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2804