You are here: home > Tononkira > SLK Ambohidroa

Any an-danitra any (SLK Ambohidroa)

https://tononkira.serasera.org/hira/slk-ambohidroa/any-an-danitra-any

Any an-danitra any dia misy paradisa
Izay tiako ho tantaraina sy ampahalalana anao
Fa fianam-pifaliana fa tsy fitomanina no vantaninao any
Tsy hisy intsony re ny sento
sy halahelo am-po
ho zary adino tsy tsaroana
ironyTsiky dia ampy lasa taloha
Tsy sarotra tsy akory ilay fanalahidy
Izay anokafanao ny vavahady mankao
Fa Jesoa Kristy tompo
No lalana sy fahamarinana
Ka omeo ny fonao
Fa rah any vola sy ny harena
No hitokisanao
Dia zary ho zava-poana ihany
Ka dia mora lao ka..

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SLK Ambohidroa
Mpamaky : 101
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mendrikaanja
Tamin'ny : 29/09/2019 12:39:02
ID : 12104

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo