You are here: home > Tononkira > SLK Ambohidroa

Lehibe Jehovah (SLK Ambohidroa)

https://tononkira.serasera.org/hira/slk-ambohidroa/lehibe-jehovah

Lehibe ianao Jehovah ka mendrika ho deraina
Ny fahasoavanao, no naha toy izao ahy
Lehibe ianao Jehovah ka mendrika ho deraina
Ny fitiavanao, maharitra mandrakizay 

Ny famonjena vitanao, ny rànaotononkira.serasera.org no nilatsaka
Nafoinao ny tenanao 

Na dia mpanota tsy mendrika aza, ianao no nikolo sy nitaiza
Nodiovinao ‘zahay kafoana ny helokay 

Ny talenta izay anananay, dia entinay midera anao
Hasandratray ny feo hosana ho anao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SLK Ambohidroa
Mpamaky : 122
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : mendrikaanja
Tamin'ny : 29/09/2019 10:37:29
ID : 12101

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo