You are here: home > Tononkira > SLK Ambohidroa

Raha tsy Jehovah (SLK Ambohidroa)

https://tononkira.serasera.org/hira/slk-ambohidroa/raha-tsy-jehovah

1) Raha tsy Jehovah, no manao ny trano
Dia miasa foana re ny mpanao azy
Raha tsy izy no miambina ny tanàna
Ho rava sy hikoro izay nisasarana

2) K’ aza dia mangataka andro intsony ary ianao,
fa andeha redony ny hosanna
Sy ny fihobiana azy
Hanako hatrany amTsiky dia ampyparam-bazan-tany (derao)

 

3) Fa izy ihany anie no any azo antenaina
Mba hamelombelon’aina
sy hanala ny taraina
hampody ny fifaliana indray (derao)
 

FIV:

Midera ô ry firenen-drehetra miderà
Midera ô ry firenen-drehetra miderà
Fa lehibe ny famindram-pony amintsika miderà

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SLK Ambohidroa
Mpamaky : 86
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mendrikaanja
Tamin'ny : 29/09/2019 12:39:34
ID : 12103

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo