Mitsangana, mihazava (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsangana, mitsangana mihazava
Mitsangana, mitsangana mihazava
Mitsangana, mitsangana mihazava
Efa tonga zao ny mazava, vaovao mahafaly ho ahy sy ho cxydz anao
Jesoa kristy tonga ho famonjena, hamonjy izao tontolo izao ô ôô
Jesoa kristy: ilay nandao ny lapandrainy hiara monina amintsika ety
Jesoa kristy: tsy namela antsika irery fa nizara ilay fitiavany
Jesoa kristy ,kristy
‘zay tcfi rehetra mandre ny feo ny, manatona fa tiany ianao
Fifaliana sy fitahiana, mameno ny androm-piainanao ô ôô
Jesoa kristy: ‘lay nanolotra ny ainy gouf hamonjeny ireo tononkira.serasera.org malalany
Jesoa kristy: fiadanana, hasambarana ho anao mandrakizay doria
Jesoa kristy; kristy
Mitsangana, mitsangana mihazava
Mitsangana, mitsangana mihazava
Mitsangana, mitsangana mihazava
Mihazava.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 896
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 04/04/2022 12:15