Nisolo voina (SLK Ambohidroa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Fa no ny amiko
Ireo ditra sy otako, Nahalavo Anao
Eso latsa sy hompa
Hatramin’ny vely kanota
niharetanao

2) Fa noho ny herinao
Foana ny fasana nilaozanao
Tonga ny ateloana
Tontosa ireo iraka
Nitsangana Ianao

REF1) nohomboana Ianao
Mba hisolo voina ny ota tety
Nokapohina
Nalatsakao ny ranao tao kalvary
Tsy kivy Ianao
Nanolotra ny ainao ho famonjena ahy
Niharetanao
Ny fahoriana, fijaliana tety 

REF2) f’efa resinao
Ny aloky ny fahafatesana ety
Tsy nahatana Anao
Ny Varavaram-bato ka nikodia
Tsy kivy Ianao
Nanolotra ny ainao ho famonjena ahy
Niharetanao
Ny fahoriana, fijaliana tety
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SLK Ambohidroa
Vangy : 645
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 29/09/2019 12:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0919