Lovako (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anjara lovako ianao Jesoa, ampingako sy arokoTsy manana ahiahy natahotra aho
Manandova tsara aho manana anao
Fa eo aminao izahay Jesoa tsy manana ahiahy
Fiainan-tsambatra hatrany miaraka aminao
Fiadanana, fahasambarana
No hiainanay an-tany ety
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 641
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 29/09/2019 12:24