You are here: home > Tononkira > SLK Ambohidroa

Ato am-poko (SLK Ambohidroa)

https://tononkira.serasera.org/hira/slk-ambohidroa/ato-am-poko

1) Ato am-poko no iraketako
Ny teninao Jehovah ô
Ato am-poko no itandremako
Sy hanarahako ny didinao
Ato am-poko no anekeko
Fa tiako Ianao
 Ka ny tokony ho atao
Dia ny midera ny anaranao
Sy anambara ny asanao
Sy ny halebiazanao
Amin’izao tontolo izaoTsiky dia ampy
Fa mpanjaka ny mpanjaka mahery Ianao 

Ato am-poko no iraketako ny teninao
Ato am-poko no itandremako ny didinao
Ato am-poko no anekeko fa tiako Ianao 
 Ka ny tokony ho atao
Midera ny anaranao Sy hitory ireo asanao
Amin’izao tontolo izao, fa mpanjaka ny mpanjaka
Mahery Ianao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SLK Ambohidroa
Mpamaky : 186
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mendrikaanja
Tamin'ny : 29/09/2019 10:38:31
ID : 12105

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo