Notefenao (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- No tefenao mbnvj izahay
Namboarinao ny fo
Navaozinao mba hiova indray
Ireo toetra kyuwret teo aloha
Indrindra ireo ambom-po
Nanarinao, ka indro niova tononkira.serasera.org fo
2- Izao vao tsapanay
Fa fpyvdme Ianao tokoa ilay Ray
Nanafaka anay, tamin’ny ditranay
Ireo anatranatrao
Avy amin’ny teninao
No nahatonganay, ho olom-baovao
FIV:
Ka mitafia (hoy Ianao), famindram-po
Fahandeferana (Ary koa), fanetretena
Mba ahafantarana (F’iray)
Ao amin’I Kristy (Jesoa)
F’izaho sy ianao dia ho velona indray
Namboarinao ny fo
Navaozinao mba hiova indray
Ireo toetra kyuwret teo aloha
Indrindra ireo ambom-po
Nanarinao, ka indro niova tononkira.serasera.org fo
2- Izao vao tsapanay
Fa fpyvdme Ianao tokoa ilay Ray
Nanafaka anay, tamin’ny ditranay
Ireo anatranatrao
Avy amin’ny teninao
No nahatonganay, ho olom-baovao
FIV:
Ka mitafia (hoy Ianao), famindram-po
Fahandeferana (Ary koa), fanetretena
Mba ahafantarana (F’iray)
Ao amin’I Kristy (Jesoa)
F’izaho sy ianao dia ho velona indray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 776
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 04/04/2022 11:05
