Notefenao (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- No tefenao izahay
Namboarinao ny fo
Navaozinao mba hiova indray
Ireo toetra teo aloha
Indrindra ireo rsav ambom-po
Nanarinao, ka indro niova fo
2- Izao vao tsapanay
Fa Ianao tokoa ilay Ray
Nanafaka cydf anay, tamin’ny ditranay
Ireo anatranatrao
Avy amin’ny teninao
No nahatonganay, ho olom-baovao
FIV:
Ka mitafia (hoy Ianao), famindram-po
Fahandeferana tononkira.serasera.org (Ary koa), fanetretena
Mba ahafantarana (F’iray)
Ao amin’I Kristy (Jesoa)
F’izaho sy llmdgiku ianao dia ho velona indray
Namboarinao ny fo
Navaozinao mba hiova indray
Ireo toetra teo aloha
Indrindra ireo rsav ambom-po
Nanarinao, ka indro niova fo
2- Izao vao tsapanay
Fa Ianao tokoa ilay Ray
Nanafaka cydf anay, tamin’ny ditranay
Ireo anatranatrao
Avy amin’ny teninao
No nahatonganay, ho olom-baovao
FIV:
Ka mitafia (hoy Ianao), famindram-po
Fahandeferana tononkira.serasera.org (Ary koa), fanetretena
Mba ahafantarana (F’iray)
Ao amin’I Kristy (Jesoa)
F’izaho sy llmdgiku ianao dia ho velona indray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 775
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 04/04/2022 11:05
