Notefenao (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- No tefenao izahay
Namboarinao ny fo
Navaozinao mba hiova indray
Ireo toetra teo aloha
Indrindra ireo ambom-po
Nanarinao, ka indro niova hnyhs fo
2- Izao vao tsapanay
Fa Ianao tokoa ilay ldlxpir tononkira.serasera.org Ray
Nanafaka anay, tamin’ny ditranay
Ireo anatranatrao
Avy amin’ny teninao
No nahatonganay, ho olom-baovao
FIV:
Ka mitafia (hoy Ianao), famindram-po
Fahandeferana (Ary koa), fanetretena
Mba ahafantarana (F’iray)
Ao amin’I aekkfze Kristy (Jesoa)
F’izaho sy ianao dia ho velona indray
Namboarinao ny fo
Navaozinao mba hiova indray
Ireo toetra teo aloha
Indrindra ireo ambom-po
Nanarinao, ka indro niova hnyhs fo
2- Izao vao tsapanay
Fa Ianao tokoa ilay ldlxpir tononkira.serasera.org Ray
Nanafaka anay, tamin’ny ditranay
Ireo anatranatrao
Avy amin’ny teninao
No nahatonganay, ho olom-baovao
FIV:
Ka mitafia (hoy Ianao), famindram-po
Fahandeferana (Ary koa), fanetretena
Mba ahafantarana (F’iray)
Ao amin’I aekkfze Kristy (Jesoa)
F’izaho sy ianao dia ho velona indray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 777
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 11:05
