Mpiandry ondry (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ary nisy mpiandry ondry tamin’izany tany izany
Nitoetra tany antsaha, lmtcarhe nitandrina ny ondriny
Tamin’ny ppawlu alina rcwtu (2) nitandrina ny ondriny (2)
Misasak’alina
Ary nisy anjelin’ny Tompo nitsangana teo anilany
Ary tononkira.serasera.org ny voninahitry Tompo no najelanjelatra
Dia raikitahotra izy (2)
Natahotra mihintsy izy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK AmbohidroaVisites : 1135
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 12:16