Mpiandry ondry (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ary nisy mpiandry mckq ondry tamin’izany tany izany
Nitoetra tany antsaha, nitandrina ny ondriny
Tamin’ny alina (2) nitandrina ny tononkira.serasera.org ondriny (2)
Misasak’alina
Ary nisy anjelin’ny Tompo nitsangana teo bkmtek anilany
Ary ny voninahitry Tompo no najelanjelatra
Dia raikitahotra izy (2)
Natahotra wmofjmy mihintsy izy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK AmbohidroaVisites : 1134
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 12:16