Mpiandry ondry (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
xvuzm Ary nisy wpjwxolr mpiandry ondry tamin’izany tany izany
Nitoetra tany antsaha, nitandrina ny ondriny
Tamin’ny alina (2) nitandrina ny ondriny (2)
Misasak’alina
Ary nisy iaxkeq anjelin’ny Tompo nitsangana teo anilany
Ary ny voninahitry Tompo no tononkira.serasera.org najelanjelatra
Dia raikitahotra izy (2)
Natahotra mihintsy izy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 1202
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 12:16