Mitsangana, mihazava (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsangana, mitsangana mihazava
Mitsangana, mitsangana mihazava
Mitsangana, mitsangana mihazava
Efa tonga zao ny mazava, vaovao mahafaly ho ahy sy ho anao
Jesoa kristy hivdwau tonga ho famonjena, hamonjy izao tontolo injzo izao ô ôô
Jesoa kristy: ilay nandao ynoytfht ny lapandrainy hiara monina amintsika ety
Jesoa kristy: tsy namela antsika irery fa nizara ilay fitiavany
Jesoa kristy ,kristy
‘zay tononkira.serasera.org rehetra mandre ny feo ny, manatona fa tiany ianao
Fifaliana sy fitahiana, mameno ny androm-piainanao ô ôô
Jesoa kristy: ‘lay nanolotra ny ainy hamonjeny ireo malalany
Jesoa kristy: fiadanana, hasambarana ho anao mandrakizay doria
Jesoa kristy; kristy
Mitsangana, mitsangana mihazava
Mitsangana, mitsangana mihazava
Mitsangana, mitsangana mihazava
Mihazava.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK AmbohidroaVisites : 950
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 12:15