You are here: home > Tononkira > SLK Ambohidroa

Mino anao (SLK Ambohidroa)

1) Mino anao izahay Zanahary
Mangataka aminao mba hanjary
Ny eo akaikinao no iriko
hasambarana no mba faniriko

Ny sitrakao no tiako hanjary
hanafaka anay fa mijaly
Miangavy aminao miangavy izahay
miangavy anao zahay rytononkira.serasera.org Ray 

2) Aiza no mba misy Anao
Hanafaka amin’izao fianana izao
Ny fiainanay miharatsy isan’andro
Tsy alina io tsy atoandro

Aiza no mba misy Anao
Hanafaka amin’izao fianana izao
Ny fiainanay miharatsy isan’andro
Tsy alina io tsy atoandro

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SLK Ambohidroa
Mpamaky : 61
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mendrikaanja
Tamin'ny : 29/09/2019 12:26:11
ID : 12107

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo